Teny iditra famoniana (vony)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahavakisam-bony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Floraison ; saison des fleurs [1.196]
Ohatra Fa alohan' ny fijinjana, rahefa tapitra ny famoniana, ka efa tonga sampaho efa ho masaka ny voniny, dia hotapahiny amin' ny antsy, ny rantsany, hesoriny ny sampany dia hotangosany. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31