Teny iditra famenom > fameno (feno)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay enti-mameno, izany hoe entina manovona ny zavatra iray banga na tsy ampy mba hahafeno azy
Fomba entina mameno [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui comble la mesure ou complète le nombre, ce qu’il faut remplir ou compléter, manière de remplir [1.3]
Fanazavàna teny malagasy Teny na andian-teny entina mameno ny hevitry ny enti-milaza na ny lazaina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Complément [1.13]
Ohatra 
1ity no famenon'ny volanao (Voici ce qui complète la somme qui vous est due) [1.3]
2Hataoko ahoana no fameno io barika io? (Comment ferai-je pour remplir cette barrique?) [1.3]
3Io no sinibe famenonao isan’ andro (Voilà la grande cruche que vous devez remplir tous les jours) [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : fameno, famenoko, famenonao, famenony, famenontsika, famenonay, famenonareo, famenon', famenon-, famenom-
Tovonana : -pameno, -pamenoko, -pamenonao, -pamenony, -pamenontsika, -pamenonay, -pamenonareo, -pamenon', -pamenon-, -pamenom-
Kamban-teny 

Fivaditsoratra