Teny iditra famantarandrivotra
Singan-teny famantarana ; rivotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra ahodin' ny rivotra ka ahalalana ny hamafin' ny fitsokan' ny rivotra sy ny fiaviany, na avy atsimo na avy avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ famantaran-drivotra ] A weather-cock. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15