Teny iditra faleha (leha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny lalana na ny toerana andehanana mandrakariva, na ny olona avenina mandrakariva: Any Ankadindambo no falehanay rehefa andro fitsangantsanganana ~ Ry dadabe no falehanay any Antsahafiraisana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31