Teny iditra faladia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny fanambanin' ny tongotra izay mandia tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The sole of the foot. Compare felatanana [1.2]
 The sole of the foot or of a shoe [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Semelle du pied ou d'un soulier [1.8]
Ohatra Tsy niresaka izy roa lahy teny an-dalana, ary nanao kiraro faladia fingotra, ka izany no tsy naharenesako azy. [2.4]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07