Teny iditra | fala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Vulva [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Vulve ( bòbo, tèngy). [1.19] | |
Voambolana | Haiaina | |
Teny iditra | fala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | falana [1.1] | |
Tovy hevitra | falana ~ fela | |
Mpanahaka | faladia | |
Teny iditra | falà | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Ilay hazo anantonana sy amatorana ny tadivavarana amin' ny fandri-borona [1.1] | |
Teny iditra | fala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] (du malais pala : plante du pied ; la forme des feuilles est comparée à un empreinte de pied humain). Cassinopsis madagascariensis Baill. (Icacinaceae). (voir bemafaitra). [1.196] | |
Anarana siantifika | Cassinopsis madagascariensis | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | alfa, fala, lafa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |