Teny iditra faim > fay
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony
Mitovy hevitra: afon-dolo afon' angatra ~ lao ~ leom-boananana ~ maso voa sakay ~ nahita faisana ~ nandray ny kiho ~ tsy tia hiherika ~ tsy tia mainty ~ tsy tia mololo ~ tsy tia veroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated. [1.2]
 Sickened, disgusted, forewarned by past experience [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément [1.3]
 Dégoûté par une expérience fâcheuse [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : fay
Ny lasa : fay
Ny hoavy : ho fay
Filaza mandidy : faiza
Sampanteny 
 

Teny iditra faim > fay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Lime [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra faim > fay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Faille [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  etry ~ tresaka

Teny iditra faim > fay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Karazana trondro [1.78]
 Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A kind of fish with a rough skin [1.2]
Voambolana 

Teny iditra faim > fay
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Rough [1.2]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

faim   
aretim-bilany
Avoir la maladie de la marmite. Se disait soit de la faim, soit d' une indigestion. [2.415#4463]
fahanoanana
la faim [1.3#454]
haleake
Faim [1.68]
hamosare
Faim [1.68]
hanoanana
la faim [1.3, 1.8]
mahaleake
Donner faim [1.68]
mangebaka
vide, avoir faim [1.3]
saro-noana
Qui ne résiste pas à la faim, qui ressent vite la faim et se laisse abattre facilement [1.3]
tofezaka
harrassé de faim, de lassitude [1.3#707]