Teny iditra | fahitan > fahitana (hita) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny maso Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sight, vision [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | La vue, l’instrument [1.3] | ||||||
La vue; une vision [1.8] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||
Mpanahaka | fanamboloana ~ fandrenesana ~ fitsapana ~ fitsiroana | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fahitana io | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: fahitana ao amin' ny Baiboly | ||||||
Fivaditsoratra | fahatany, fahitana, fitahana, tahafina |

Teny iditra | fahitan > fahita (hita) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui se voit habituellement, manière de trouver [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Fivaditsoratra | fahita, fitaha, tafiha |