Teny iditra fahita (hita)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui se voit habituellement, manière de trouver [1.3]
Ohatra 
1Zavatra tsy mba fahita loatra atý amintsika io. [2.499]
2Aizina no fanoratra mahazatra sy fahita matetika. [2.285]
3Sahalahala amin' izao ihany no fahita any aminay. [2.4]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27