Teny iditra |
fahazatony > fahazato
(zato)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | [ fahazatony ] A hundredth [1.2]
|
| A hundredth part, percent [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ fahazatony ] La centième partie [1.3]
|
| [ fahazato ] Le centième [1.3]
|
| Le centième, pourcent [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny taona 1918 dia fankalazana ny fahazato taonan' ny nidiran' ny Filazantsara teto Madagasikara.
[2.356]
|
2 | fa mbola maty tanora ihany ny maty amin' ny fahazato taonany, ary efa zato taona ny mpanota vao ho tratry ny ozona.
[2.996]
|
|
Voambolana |
Mpanahaka |
ampahazato |
|
Teny iditra |
fahazatony > fahazato
(zato)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | One hundred fathoms long [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cent brasses [1.3]
|
Voambolana |
|