Teny iditra | fahafinaretana (finaritra) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Pleasure, happiness [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur [1.3] | ||||
Plaisir, bonheur [1.8] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Ontam-po | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Tovy hevitra | hafinaretana | ||||
Sary | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |