Teny iditra endaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fialana sarona na fono. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action d'enlever l'écorce d'un arbre, d'écorcer. C'est un caractère dont les bûcherons malgaches tiennent le plus grand compte pour la reconnaissance des diverses essences. [1.196]
Ohatra 
1Tsinontsinoko velively ilay zazalahy kely endaka, inona ny antony niarovako azy? [1.369]
2kanjo tsy izany fa olona kely endaka sy manify dia manify, ka tsy mifanentana amin'ny haben'ny lohany velively ny hakelin'ny vatany. [2.588]
Sampanteny 

Teny iditra endaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Herbe très dure dont on fait des balais, des brosses. Elle pousse sur les dykes granitiques et il faut l'arracher du rocher par plaques à la manière d'une écorce : Xerophyta sp. (Velloziaceae). [1.196]
Anarana siantifika Xerophyta sp.
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/13