Teny iditra | emponempona | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihetsiky ny fo mitepotepo mafy, izay mazàna hita etỳ ivelany mihitsy aza, noho ny tahotra, fanahiana, fahasasarana,.. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Essouflement, palpitations [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |