Teny iditra dreny > reny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao
Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mother, female parent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mère [1.3, 1.54, 1.8]
 Tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée [1.3]
 Parente [1.8]
Ohatra 
1Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324]
2Izaho koa mba manana reny. [2.471]
3nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : reny, reniko, reninao, reniny, renintsika, reninay, reninareo, renin', renin-, renim-
Tovonana : -dreny, -dreniko, -dreninao, -dreniny, -drenintsika, -dreninay, -dreninareo, -drenin', -drenin-, -drenim-
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Zanakanarana Politikan-dRanavalona reniny (Andrianjafy Michel)
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra dreny > reñy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tsy fandrenesana [1.78]

Teny iditra dreny > reny (re, -ny)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra re sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny re [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Another form of re [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra re

Teny iditra dreny > dre
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Exprime le souhait (comme amie). [1.19]

Teny iditra dreny > dre
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Na dia...aza [1.78]

Teny iditra dreny > dretra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Amponga [1.78]
Voambolana 
Renianarana zavamaneno
Anarana iray reny adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Teny iditra dreny > retra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fanokafana, famohana [1.78]
Tovy hevitra redretra

Fivaditsoratra