Teny iditra |
drakadraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kaingo taloha fitondra an-doha; asiana rantsana mitsatoka eo amin' ny randram-bolo, ka mirangaranga toy ny sanga avo ny fijery azy, mifanahantsahana amin' ny diadema tatỳ aoriana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An ornament worn on the head, used in the ceremony of circumcision [1.2]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
drakadraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Mpitsikilo, polisy miafina (taloha) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A soldier on the look out for the enemy. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Espion, agent secret, police secrète [1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
drakadraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Irregularity. [1.2]
|
|