Teny iditra | donika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretina mampivonto ny foto-tsofina: ny amantarana azy voalohany mandrakariva dia ny fivontosan' ilay mosavin-kena atao hoe glandes parotides eo ambanin' ny sofina indrindra sy tandrifiny [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tumeur au-dessous des oreilles [1.3, 1.54] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | ankody, dokany, donika, kidona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |