Teny iditra | donda | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Fery mivonto misy nana [1.78] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Teny iditra | donda | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny hamafy sy ny lanjan' ny lamba mifanaraka amin' ny hateviny [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Consistance, solidité, épaisseur, poids des tissus [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/12 |