Teny iditra | dinihina (dinika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany: Tokony hodinihina tsara izany raharaha izany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be examined into, to be talked over minutely, to be admonished [1.2] | ||||||||
To be closely examined [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on rumine, qu'on examine: Tokony ho hodinihinao tsara izany (Vous devez bien examiner cela) [1.3] | ||||||||
Qu'on examine de près [1.8] | |||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny dinihina io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/13 |