Teny iditra dinidy (didy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voadidy, didiana: Nodinidin' ny Fanjakana vao haingana ny fanondranana akondro. / Nodinidinao firy ilay voasary ? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [passive with infix] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Coupé, découpé, commandé, ordonné, à qui on a commandé, dont on a disposé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : dinidy, dinidiko, dinidinao, dinidiny, dinidintsika, dinidinay, dinidinareo, dinidin', dinidin-, dinidim-
Ny lasa : nodinidy, nodinidiko, nodinidinao, nodinidiny, nodinidintsika, nodinidinay, nodinidinareo, nodinidin', nodinidin-, nodinidim-
Ny hoavy : hodinidy, hodinidiko, hodinidinao, hodinidiny, hodinidintsika, hodinidinay, hodinidinareo, hodinidin', hodinidin-, hodinidim-
Tovy hevitra voadidy

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26