Teny iditra |
didin-tsokina
(didy, sokina)
|
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra (didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [sokina, a small hedgehog] an injury, or chaps under the toes [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
didintsokina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Petit bout d'une chose, pointe du bonnet. [1.19]
|
|