Teny iditra | diavina (dia) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hilitsahina: Efa faritanin' i Toamasina izao diavintsika itỳ [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be trodden on, to be walked upon, to be measured by the foot [1.2] | ||||||||
To be trodden on, to be walked over [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on mesure par pieds: Tsy nodiavinao tsara ny tokotany (Vous n'avez pas bien mesuré par pieds l'emplacement) Où l'on va, où l'on entre, qn'on parcourt: Aza diavinao ny tranoko (N'entrez pas chez moi) ~ Nodiaviny ny fanjakana manontolo (Il a parcouru tout le royaume) [1.3] | ||||||||
Qu'on parcourt, où l'on va [1.8] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny diavina io | ||||||||
Fivaditsoratra | adivina, avadiñy, diavina, divaina, vidiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |