Teny iditra | diandiana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Betsimisaraka] The name of a bird. Nectarinia angladiana, Sh. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nom d'un petit oiseau. [1.19] | |
Anarana siantifika | Nectarinia angladiana | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Teny iditra | diandiana | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Tsy maharitra [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Triste, qui excite la pitié, mal du pays [1.19] | |
Teny iditra | diandiana | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Manina [1.78] | |
Fivaditsoratra | adinadina, andidiana, daindaina, diandiana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |