Teny iditra dany
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy Sitraka, izay tiana, fanaranana amin' ny sitrapo (tsy fampiasa raha tsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: danin' ny kibo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used only in midanidany ny kibo, danin' ny kibo. See sitraka. [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra dany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Ra [1.78]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29