Teny iditra danitra > lanitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany
(amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The sky [Mal. langit] [1.2]
 The sky
Heaven [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le ciel, le firmament [1.3, 1.8]
 La région éthérée [1.3]
Ohatra 
1Ary miandrandra ny lanitra aho mba hitoe-jaza aminao. [2.529]
2ary izany koa no tsy niharoan' ny tany sy ny lanitra. [2.69]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : lanitra, lanitro, lanitrao, laniny, lanitsika, lanitray, lanitrareo, lanitr', lani-, lanitry
Tovonana : -danitra, -danitro, -danitrao, -daniny, -danitsika, -danitray, -danitrareo, -danitr', -dani-, -danitry
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra danitra > lanitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Le souverain [1.3]