Teny iditra daba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Omby fotsy, na sada fotsy, akana ra hasotroin' ny bila ka tonga mova tsy ny fatidrany ka na maty aza, tsy ihinanany akory [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Boeuf voué, terme de tròmba. [1.19]
Tovy hevitra dabaraha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31