Teny iditra Catharanthus
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Catharanthus coriaceus felamena, tangentsakalava, tsipelana
Catharanthus lanceus salotsa, tsipelana, tsipelatany, vonenina, voninenina
Catharanthus longifolius kita, kitra, tonga
Catharanthus ovalis ilamena, kilaimena, kita, kitia, kitra, tsipelana
Catharanthus roseus var. albus maitsoririnina
Catharanthus roseus arivotambelona, befela, felabaratra, felatanamamba, heladolo, rivotambelona, salotsa, sarita, tonga, tongatse, trongatse, tsimatiririnina, tsingevika, vonenina
Catharanthus trichophyllus felamena, kilaimena, razoma, vonenina
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21