Teny iditra | bozenizeny (zenizeny (zeny)) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny: Bozenizeny kely iahy ilay fofombadin' Isambilo [1.1] | |
Vaventiventy nefa fohifohy: Olona bozenizeny ny vazimba araka ny lovantsofina [1.62] | ||
Ohatra | Izy moa vavy fotsy, bozenizeny, mirezareza fandeha, katsikantsikana, ka toa hoatra ny mihomehy sahady izy tazaninay ankizy.
[2.356] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |