Teny iditra | botraika | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Di-doha, fanaovan-javatra an' aina, an-kery fotsiny, fa tsy mitady izay mety hahasoa hahatsara aradrariny: Manao botraika fotsiny no hain-dRabe fa tsy mba mitady izay rindrany izy [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny botraika io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |