Teny iditra | botabota (bota) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Vaventy boribory, fohifohy botrefona sady matavy: Zaza botabota kely mahafatifaty [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Fivaditsoratra | botabota, tabotabo, tobatoba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |