Teny iditra | boriziny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Antsy lava lela fa fohy zarana [1.78] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Teny iditra | Boriziny | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny frantsay | Nom français: Port Bergé [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |
Tovy hevitra | Belalitra | |
Fangi-bolantany | -15.55, 47.6666667 | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |