Entrée bonga
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Sombin-tany mivaingana, dongona kely
¶ Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] vongana
  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] tanety
Explications en anglais  [Richardson 1885] a clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga]
Explications en malgache  [SLP 1986] havoana na tendrombohitra kely
Explications en français  [Deschamps 1936] [Taisaka] bloc, masse
  [David: Dialectes (takila B)] [Tankarana] montagne, plateau.
  [SLP 1986] dôme, butte
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes bongo
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée bonga
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tanala] ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo
  [Rajemisa 1985] Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana
Vocabulaire 
Analogues  bongabe

Entrée bonga
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany)
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31