Teny iditra bobo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fotsy dia fotsy, fotsy botsiaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy White, chiefly applied to cattle and sheep; an albino. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Blanc. [1.19]
Kamban-teny 
Mpanahaka  Soratr' omby
Ohabolana 

Teny iditra bobo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Vohoka, kibo, fivaviana, ny faritra fiterahan' ny vehivavy [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The womb [1.2]
Voambolana 

Teny iditra bobo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Erika madinika mitorajofo, mamovoka sady mifafy [1.10]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11