Teny iditra bilisitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [angl. blister] Fanempahana ny hoditra misy rano mibontsina ao anatiny raha main' ny rano mangotraka na raha niasa tamin' ny angady na famaky ny felatanana [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: blister.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31