Teny iditra | bija | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny zazavavy sady fohy no manify; vehivavy kely reny sy manifinify [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | bija | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Ivre mort. [1.19] | |||
Teny iditra | bija | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | Idée de traverser —> dika = lika, tsaky, vake [1.68] | |||
Sampanteny |
| |||
Fivaditsoratra | bajy, bija, jiba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10 |