Teny iditra be taim-bava
Singan-teny be ; tay ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Matin-kambo izaitsizy; mitovy amin' ny be rehaka [1.1]
Tovy hevitra be rehaka ~ be vava

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01