Teny iditra beritelo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay bretelle] Zavatra toy ny tady vita amin' ny lamba na amin' ny hoditra, fitanana ny pataloa na ny akanjo tsy hiborotsaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Braces. [Fr. Bretelle.] [1.2]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31