Teny iditra bemiray (be, iray)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tapatapa-damba samy hafa loko izay atambatra ho akanjo na fitafiana na firakofana: Akanjo bemiray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Patch-work [1.2]
 Patched together from many different pieces; a piece quilt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fait de morceaux disparates [1.8]
Ohatra zary bemiray izany ireny rehetra ireny. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11