Teny iditra | be lambanana | |
Singan-teny | be ; lambanana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lehibe velarana, fiteny indrindra amin' ny lamba [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Said of calicoes or other very wide cloths. See lamba. [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Tovy hevitra | be lambana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |