Teny iditra | be hariva | ||
Singan-teny | be ; hariva | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana tontakely, fandrobana, fisakanana olona [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ behariva ] Assembling in the evening for unlawful purposes. [1.2] | ||
Ohatra | Nisy niampanga azy ho nanao behariva.
[2.357] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny be hariva io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |