Teny iditra | bedy | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy hody alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | bedibedy | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |