Teny iditra | bataina (bata) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aingaina amin' ny tanana: Tsy zaka bataina io vata io [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be lifted, to be raised, to be carried. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bataina io | ||||||||
Fivaditsoratra | bataina, ibatana, itabana, tabaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |