Teny iditra bandrolahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] An endemic species of shrike. Vanga curvirostris, Gm. Same as vanga [1.2]
Anarana siantifika Vanga curvirostris
Voambolana 
Tovy hevitra vanga

Teny iditra bandrolahy
Singan-teny bandro ; lahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona nobaboina tan' ady na nangalarina, na novidina, ka ampanompoina atao andevo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24