Teny iditra |
bamba iray
|
Singan-teny | bamba ; iray |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana [1.10]
|
| bamba
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Level or alike all over [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | égal ou de même niveau partout, uniforme [1.8]
|
Ohatra |
1 | ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay.
[1.223]
|
2 | tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany.
[2.472]
|
|
Tsipelina hafa |
|