Teny iditra baliaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon' akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava tsara, kanefa raha ny maso no lazaina, dia bary no fampiasa matetika kokoa, ary raha ny vozon' akanjo dia balelaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as balelaka, but used also in the following combinations. Also provincial for badiaka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ouvert, équarquillé, décolleté [1.3]
Fanazavàna teny malagasy Mivelatra be [2.643]
Ohatra 
1Ny masony baliaka toa mihantsy sy miteny hoe : Iza re no ho anjarako? [2.499]
2Te haniteraka hazavana ao ambadiky ny raho-manify ny fisandratry ny masoandro baliaka. [2.470]
3Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [2.643]
Haiendriteny 
Tsotra : baliaka, balia-
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra baliaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Préparation censée faire repousser les cheveux : « mampaniry volo » d'après Rakoto Ratsimamanga ; Gazety Medikaly 1re année, n°37-38 (août septembre 1976) en langue malgache. [1.196]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31