Teny iditra baka lany sahaza
Singan-teny baka ; lany ; sahaza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy toa azy, tokana aman-tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ bakalanisahaza, bakalanisahala ] Incomparable, matchless, super-excellent. Same as babantany [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sans pareil [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01