Teny iditra atony (tony)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tonga tony, mantona, tsy misamboaravoara intsony: Atoneo ny fonao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atony, atoniko, atoninao, atoniny, atonintsika, atoninay, atoninareo, atonin', atonin-, atonim-
Ny lasa : natony, natoniko, natoninao, natoniny, natonintsika, natoninay, natoninareo, natonin', natonin-, natonim-
Ny hoavy : hatony, hatoniko, hatoninao, hatoniny, hatonintsika, hatoninay, hatoninareo, hatonin', hatonin-, hatonim-
Filaza mandidy : atoneo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20