Teny iditra ato ho ato
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very
Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Somewhere near here; soon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Par là à côté; bientôt [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12