Teny iditra | atoavina (atoa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hiraina, deraina (filaza amin' ny mpanjaka na ny sampy deraina amin' ny fanasinana azy) [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be sung to, to be celebrated, as the sovereign or the idols. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | anatoavy, atoavina, iavotana, itaovana, voataina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |