Teny iditra | atety (tety) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aleha tomandavana, tetezina Tanisaina [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | atety | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Ambony [1.78] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |