Teny iditra | aterana (atitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina atao hoe "aterina": Nateranay akoho mifahy ry dadabe tamin' ny fety. (Akoho mifahy no naterinay ho an-dry dadabe tamin' ny fety [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of the person to whom anything is sent, etc. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | A qui on offre, on porte [1.3] | ||||||||
Ohatra | ka efa niamboho Andriamasinavalona : aterana vola, aterana voahangy, aleha ny zanak' andriana rehetra eo mamono ombivolavita, entina hangataka aminy Andriamasinavalona, raha tsy misy ranonorana.
[2.48] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aterana io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |